1/7
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas screenshot 0
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas screenshot 1
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas screenshot 2
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas screenshot 3
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas screenshot 4
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas screenshot 5
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas screenshot 6
Fahano ny Mpilalaonao (Malagas Icon

Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

Curious Learning
Trustable Ranking IconTin cậy
1K+Tải về
66MBKích thước
Android Version Icon4.4 - 4.4.4+
Phiên bản Android
2(05-05-2021)Phiên bản mới nhất
-
(0 Đánh giá)
Age ratingPEGI-3
Tải về
Chi tiếtĐánh giáPhiên bảnthông tin
1/7

Mô tả của Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!


INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?

Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.


MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY CHÍNH ỨNG DỤNG VIDINA AO ANATIN’NY!

Maimaimpoana 100% ny zavatra restra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.


KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:

• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara

• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana

• Kilalao mampitadidy voambolana

• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-peony" isan-ambaratongany

• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny

• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.

• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana

• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po

• Ứng dụng Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny

• Tsy misy dokam-barotra

• Tsy mila aterineto


NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.

Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hataram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.


IZA IZAHAY?

Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny Fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - The Centre for Education Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.


Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny ho an milanozany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin Faba aryong miasa ny m app ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany supports be amin'ny fiteny manrana ny tany.


-----


Feed The Monster dạy trẻ em những kiến ​​thức cơ bản khi đọc ở Malagasy. Thu thập trứng quái vật và cho chúng ăn những lá thư để chúng có thể phát triển thành những người bạn mới!


THỨC ĂN CHO QUÁI VẬT LÀ GÌ?

Feed The Monster sử dụng các kỹ thuật 'chơi để học' đã được chứng minh để thu hút trẻ em và giúp chúng học cách đọc. Trẻ em thích thu thập và phát triển quái vật vật nuôi trong khi học đọc các nguyên tắc cơ bản.


MIỄN PHÍ TẢI XUỐNG, KHÔNG CÓ QUẢNG CÁO, KHÔNG CÓ MUA ỨNG DỤNG!

Tất cả nội dung đều miễn phí 100%, được tạo bởi các tổ chức phi lợi nhuận về xóa mù chữ Curious Learning, CET và Apps Factory.


CÁC TÍNH NĂNG CỦA TRÒ CHƠI ĐỂ THÚC ĐẨY KỸ NĂNG ĐỌC:

• Câu đố ngữ âm thú vị và hấp dẫn

• Trò ​​chơi truy tìm chữ cái để hỗ trợ đọc và viết

• Trò ​​chơi trí nhớ từ vựng

• Mức độ “chỉ âm thanh” đầy thử thách

• Báo cáo tiến độ của phụ huynh

• Đăng nhập nhiều người dùng cho tiến trình người dùng cá nhân.

• Quái vật có thể thu thập, có thể tiến hóa và vui nhộn

Fahano ny Mpilalaonao (Malagas - Phiên bản 2

(05-05-2021)
Phiên bản khác

Không có đánh giá hoặc xếp hạng nào! Để rời khỏi trang đầu tiên, vui lòng

-
0 Reviews
5
4
3
2
1
Info Trust Icon
Đảm bảo ứng dụng tốtỨng dụng này đã vượt qua các kiểm tra an ninh về virus, phần mềm độc hại và các tấn công độc hại khác cũng như không chứa bất kỳ mối đe dọa nào.

Fahano ny Mpilalaonao (Malagas - Thông tin APK

Phiên bản APK: 2Gói: com.eduapp4syria.feedthemonsterMalagasy
Khả năng tương thích với Android: 4.4 - 4.4.4+ (KitKat)
Lập trình viên:Curious LearningChính sách riêng tư:https://www.curiouslearning.org/ftm-privacy-policyGiấy phép:6
Tên: Fahano ny Mpilalaonao (MalagasKích thước: 66 MBTải về: 0Phiên bản: : 2Ngày phát hành: 2024-06-08 15:40:49Màn hình tối thiểu: SMALLCPU được hỗ trợ:
ID gói: com.eduapp4syria.feedthemonsterMalagasyChữ ký SHA1: 21:2C:97:25:52:8D:70:BF:93:53:99:FC:75:A6:04:87:B3:CB:6C:D3Lập trình viên (CN): Eric TondreauTổ chức (O): Curious LearningĐịa phương (L): CambridgeQuốc gia (C): USBang / Thành phố (ST): MA

Phiên bản mới nhất của Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

2Trust Icon Versions
5/5/2021
0 tải về54 MB Kích thước
Tải về
appcoins-gift
AppCoins GamesWin even more rewards!
thêm

Ứng dụng cùng danh mục

Bạn cũng có thể thích...